|
|
|
|

Teny iditra1 kapohina
Fototeny  2kapoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Velezina amin-javatra mba halemy: Kapohina ny hoditra vao hamidy.
5Vonoina amin-tanana na zavatra: Kapohina ny zaza maditra.
6Sazina, faizina: Kapohin' Andriamanitra ny ratsy fanahy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to be beaten, to be flogged. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8qu'on bat, qu'on frappe. [1.8]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13atody kapohina endasina
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 kapohina, 16 kopahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02