|
|
|
|

Teny iditra1 ampidinina
Fototeny  2idina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  4descendre, raccourcir. [1.13]
Ohatra  5 ary vola avy aty antanana no ampidinina hataony fividy hanina; [2.59]
6 Hay, hono, tsy mba mandoa fadin-tseranana izay rehetra ampidinina ao. [2.471]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Mpanahaka  11 ahena, 12 ajetsy, 13 ajotso

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12