|
|
|
|

Teny iditra1 ahena
Fototeny  2hena
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Hakelezina: Ahenao itỳ variko itỳ fa be loatra ~ Nahenany ny karamako ka tsy faly aho.
5Atao vitsivitsy kokoa: Ahenao ny isan' ny sigara laninao amin' ny indray andro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be lessened, to be diminished.. [1.2]
7to be lessened, to be reduced. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8qu'on diminue, qu'on amoindrit, qu'on rétrécie. [1.8]
9ahena ny mivonto: diminuer l'enflure. [1.13]
Ohatra  10 Ary, ianareo, olon' i Fandriana, firy ny olona tianareo ahena isa, ny aminareo? [2.270#]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :
Voambolana  15 Fahasalamana
Mpanahaka  16 ajetsy, 17 ajotso, 18 ampidinina

Fivaditsoratra  19 ahena, 20 ehana, 21 hanea, 22 heana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12