|
|
|
|

Teny iditra1 ampamatoran-janak' omby
Singan-teny  2famatorana, 3zanaka, 4omby
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6Mari-potoana folakandro ilay mby amin' ny toerana famatorana zanak' omby iny ny taratry ny masoandro tao amin' ny tranon' ny Ntaolo, izany hoe eo amin' ny 3 ora amin' ny famantaranandro ankehitriny. [1.1]
Voambolana  7 Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12