|
|
|
|

Teny iditra1 amontana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Hazo lehibe midoroboka, mitovitovy amin' ny aviavy saingy ny raviny no lehibe sy matevina kokoa, ny voany boribory sahala habe amin' ny ankiben-tongotra.
4Ny amontana sy ny aviavy dia fahita fahizay tamin' ny tanàna nonenan' andriana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5large trees, of which there are amontambavy and amontandahy.
6The milky juice is boiled and made into bird-lime.
7Ficus Baroni, Baker, and Ficus trichophlebia, Baker.. [1.2]
8a large tree of the fig family. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9grand arbre, espèce de figuier, sycomore. [1.8]
10(complication orthographique superflue de amonta).
11Ficus baronii Baker (Moraceae).
12L'un des arbres sacrés des ancêtres malgaches.
13Symbole de la terre ancestrale et de la maternité (par son latex).
14Il était planté dans tous les enclos des palais royaux et seigneuriaux.. [Merina] [1.196]
Ohatra  15 Isa ny amontana, Roa ny aviavy, Telo fangady, Efa-drofia, Dimy emboka. [2.69]
16 Koa nihazakazaka nialoha izy, dia nianika amontana anankiray hitazana azy, fa eo no handalovany. [2.996]
17 ka raha, sanatria, misy danik' andro mandoro azy avy any dia ialahy no amontana hialokalofany eto. [2.643]
Voambolana  18 Haizavamaniry: hazo
Tovy hevitra  19amontambavy, amontandahy
Mpanahaka  20 aviavy
Kamban-teny rehetra  21Fikambanana 2 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Teny nalaina  22 Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  23 amantano, 24 amontana, 25 manatòna, manatona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03