|
|
|
|

Teny iditra1 amelomana
Fototeny  2velona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#824]
Ohatra  4 Arakaraky ny zavatra amelomana azy no firehitry ny afo [2.996#28.028.010]
5 Izao no Joro fanao eo amin' izany, eo amin' ny fotoana amelomana afo [2.245#83]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 amalomena, 11 amelomana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12