|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Ambohijanahary |
| Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Ohatra |
3 Namany koa ireo razan' ny Merina efa nilevina ela be ka tonga Vazimba: dia ireo razan-dry Rafohy sy Rangita, toa an-dRazanahary milevina eo an-tampon' Ambohijanahary;
[2.296]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|