|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 vonitra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny frantsay  3palmier à piassava ; crin végétal. [Tankarana] [1.19]
4(peut être de onitra : compensation, indemnité ; le « crin » de ces Arecaceaese vendait cher).
5Nom de divers Arecaceae exploités pour leurs fibres, dites 'crin végétal ».
6Suivant les régions :.
7Vonitra fibrosa (C.H Wright) Becc.
8(Arecaceae), réf.
9H.E.
10Moore Jr 9009 ; appelé aussi Dictyosperma fibrosum Wright ;. [Betsimisaraka]
11Vonitra utilis Jum.
12(Arecaceae).. [Bezanozano, Tanala] [1.196]
Ohatra  13 Ny vonitra dia karazan-kazo madinidinika betrabetra kely, ary menamena izany ny raviny. [2.643#]
Voambolana  14 Haizavamaniry: hazo palma
Kamban-teny rehetra  15Ambohijanahary
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)16 Vonitra    
Sokajin-teny  17 anarana
Voambolana  18 Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Vonitra crinita  19vonitrandrano
Vonitra fibrosa  20vonitra
Vonitra nossibensis  21madiovozona
Vonitra thouarsiana  22vonitrambohitra
Vonitra utilis  23vonitra, 24vonitrandrano

Fivaditsoratra  25 rantovy, 26 trano vy, 27 vonitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/05