|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tra-tehaka |
| Singan-teny | 2tratra, 3tehaka |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5azo eo am-panaovana ratsy na eo am-pangalarana mihitsy.
6Azo an-tanana, azo olan-tanana, tratra am-body omby. [1.1] |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|