|
|
|
|

Teny iditra1 Ambatobevanja
Singan-teny  2vato, 3be
Sokajin-teny  4 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  5 Ny zanak' Ambatobevanja, Re lahy! [2.69]
6 Teny izy no nitoetra nandritra ny taona vitsivitsy nianarany tao Ambatobevanja. [2.356]
7 Fa nifanila trano izy mirahalahy ireo ao Ambatobevanja, Ralaiarivony, ao aminy efitra avaratra, ambany sy ambony [2.59]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31