|
|
|
|

Teny iditra1 vanja
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Vovo-javatra mora mirehitra ka ampiasaina amin' ny fanaovam-bala fitifirana.
4Nisy karazany telo ny vanja teto fahizay: ny vanja barota (vita teto antoerana), ny vanja fotsy ary ny vanjam-piraka.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5gunpowder. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6poudre à fusil ou à canon. [1.8]
Ohatra  7 Ary dia nalaony tany an-tsambo ny tafondro, ny vanja, ny basy afovalo, ny vatofalia, ary ny enlany rehetra [2.48]
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02