|
|
|
|

Teny iditra1 ambaniandro
Singan-teny  2ambany, 3andro
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Teny nilazana ny vahoakan' ny mpanjaka teto Imerina fahizay, afa-tsy ny andriana sy ny andevo.
6Hova, bemihisatra, folovohitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7[andro, the day.] The name given to the Hova by the other tribes; the Hova.. [1.2]
8the Merina people (used mainly by other tribes). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9les habitants de l'Imerina (usité surtout par les autres tribus). [1.8]
Tovy hevitra  10ambanimasoandro
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 ambaniandro, 13 andrinamboa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02