|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 ambalavelona
Singan-teny  2vala, 3velona
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny frantsay  5(de valavelona : haie vive, clôture) Nom qu'on donne en Imerina aux phénomènes d'adorcisme ou de « possession ».
6Le nom évoque un piège, une mise en captivité.
7Il s'agit d'attirer chez un sujet qui sert de médium, l'« esprit » d'un mort plus ou moins célèbre qui s'exprimera par sa bouche.
8J.-M.
9Estrade y voit : « le fruit de la suggestion sur des psychologies vulnérables, et sans doute aussi de poison », car certains breuvages absorbés pour susciter ces « possession » ne sont pas anodins ; ils ont des pouvoirs psychotropes.. [1.196]

Teny iditra (2/3)10 ambalavelona
Singan-teny  11vala, 12velona
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny malagasy  14aretina mitovitovy amin' ny kasoa, avy amin' ny ody mahery ataon' olon-dratsy mpisompatra ary mety hahavoa antokon' olona maro miaraka aza, araka ny filazan' ny olona sasany; raha tsy voatsabo dia miafara amin' ny fahafatesana. [1.1]
Voambolana  15 Fahasalamana

Teny iditra (3/3)16 Ambalavelona
Singan-teny  17vala, 18velona
Sokajin-teny  19 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  20 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  21 Ambalavelona, ambalavelona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02