|
|
|
|

Teny iditra1 ambainy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3ambay. [1.1]
4sakany, ampohiny. [Bezanozano] [1.78]
5ampohin'ny mahitsizoro. [1.13]
6ampohy: Be ambainy tokoa izany lamba izany raha mahatratra roa metatra. [1.62]
Fanazavàna teny frantsay  7lé d'un habit, d'un rideau, etc.: Misy ambainy telo io zipo io (Cette robe a trois lés). [1.3]
8largeur. [1.13]
Ohatra  9 Ny sisa, ireo toetra mitovy loko amin' ny vintany sy anjarany, no mahazo laka sy tonga be ambainy. [2.472]
Tovy hevitra  10ambay, sakany

Fivaditsoratra  11 ambainy, 12 animbay, 13 mibiaña, mibiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03