|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 amana |
| Sokajin-teny | 2 mpampitohy [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Teny mpampitohy enti-mampitohy anarana na mpamaritra anarana roa, izay efa mahazatra ny olona ny mampiaraka azy: Vady aman-janaka ~ Na dia kely amana bitika aza izahay dia manana ny maha-izahay anay.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4with, together with, and.
5It is used between nouns or verbs, as: ray aman-dreny; mihira amana mandihy. 6It is also used for amy, as aman-kenatra, with shame.. [1.2] 7used with closely related things, as: ray aman-dreny (reny) : father and mother. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8avec, et, sur, contre.
[1.3] 9qui sert à unir les mots apparentés; ex. 10: ray aman-dreny (reny) : père et mère. [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12Fikambanana 68 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 13 amaña |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15ambana, fandrahonana.
[Betsileo]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 16 Amanà |
| Sokajin-teny | 17 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
18Haman.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19Aman.
[2.996] |
| Voambolana | 20 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 21hamana, hamana, hamana |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 22Toko sy andininy momba Amanà |
| Lahatsoratra | 23Randzavola: Amanà ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 24 amana, amaña, Amanà, 25 Naamà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|