|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 alin-taona |
| Singan-teny | 2alina, 3taona |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5enti-milaza ny voankazo maharitra hatramin' ny tonon-taona manaraka, na ny voankazo malady masaka, alohan' ny fahataperan' ny teo aloha.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6Precocious; premature, as of fruits..
[1.2] |
| Voambolana | 7 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Fivaditsoratra | 8 alin-taona, 9 ilantoana, 10 taolanina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|