|
|
|
|

Teny iditra1 alim-pahana
Singan-teny  2alina, 3fahana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5fotoana ipetrahan' ny fahana ao anaty basy.
6fotoana iomanana sy ikenonkenonana alohan' ny fanasana.
7fotoana iandrasan' ny vahiny ny sakafo aroso azy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12