|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 alemanina |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Alemaina: Nizara roa ny Alemanina hatramin' ny ady lehibe faharoa tao.
4Momba an' i Alemaina na an' i Alemaina na avy any Alemaina: Sambo alemanina. [1.1] 5German. [1.1] 6allemand, allemande. [1.1] |
| Ohatra |
7 Fa ny tsy nety hadinoko indrindra dia ilay fanasana ahy, volana jolay 1953, tany Soisa alemanina, miteny alema, tany Pfaffikon, akaiky an' i Zurich.
[2.356#]
|
| Voambolana | 8 Haitoetany: firenena, foko |
| Tsipelina hafa | 9alemaina, alemaina |
| Fivaditsoratra | 10 alemanina, 11 anilemana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|