|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 alemaina |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Ohatra |
3 ao koa ny teny anglisy, ary ny teny alemaina, sy espagnòla.
[2.332#]
4 Lalàna vitsy, fanjakana tsara », hoy ny ohabolana alemaina izay. [4.26#] |
| Voambolana | 5 Haitoetany: firenena, foko |
| Teny iditra (2/2) | 6 Alemaina |
| Sokajin-teny | 7 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8Germany.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9Allemagne.
[1.13] |
| Ohatra |
10 Hilaozana i alemaina.
[2.356#]
|
| Voambolana | 11 Haitoetany: firenena, foko |
| Tsipelina hafa | 12alemanina |
| Fivaditsoratra | 13 alemaina, Alemaina, 14 ialemana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|