|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 alalanina |
| Fototeny | 2alalana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-milaza olona nandefasana mpanelanelana: Nalalanin' ny lehiben' ny tafika ny jeneraly nitarika ny fahavalo.
5Enti-milaza zavatra raharahaina amin' ny fanelanelanana: Raha tsy vita amin' ny taratasy ifandefasana io raharaha io, dia aoka halalanin' ny masoivohontsika any. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be sent for or summoned through an intermediate; to be made known through another..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7Qu'on envoie comme messager, comme intermédiaire ; à qui on envoie un messager, un intermédiaire ; qu'on traite par un intermédiaire.
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|