|
|
|
|

Teny iditra1 alahatra
Fototeny  2lahatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao milahatra apetraka manaraka tsipika mahitsy: Alaharo tsara ireo mpianatra ireo.
5Atao mirindra tsara: Tsy nisy nivaona ny teny nalahany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be arranged; to be delivered (of a speech); to be set (of type).. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7à arranger, à mettre en ordre, qu'on range, qu'on aligne, qu'on dispose, qu'on compose, qu'on prononce: Tsy misykiany ny teny nalahany (Le discours qu'il a prononcé est sans défaut). [1.3]
8qu'on arrange, qu'on prononce (se dit d'un discours); qu'on compose (imprimerie).. [1.8]
Ohatra  9 Raha alahatra ny tantara dia toy izao no fitohiny: [1.38]
10 alahatra manodidina ny karangana ka lazaina fa omby ilay valala maitso voatango, ary toandro kely no mimamà mampitrena azy. [2.470]
11 ataony eo ambonin'ny latabatra madio ny mofo alahatra; [2.996]
Haiendriteny 
12 Ny ankehitriny :
13 Ny lasa :
14 Ny hoavy :
15 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  16Fikambanana 6 amin' io teny io
Ohabolana  17 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02