|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 alaharo |
| Fototeny | 2lahatra |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana alahatra [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Ohatra |
4 Alaharo tsara ny tavoahangy (Rangez bien les bouteilles)
[1.3]
5 Tsy nisy " alaharo, alaharo " fa tonga dia velona ny tifitra totohondry. [2.4#] 6 Alaharo telo ny harona milahatra telo, mba tsy hanahirana ny mpizara azy. [2.606] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|