|
|
|
|

Teny iditra1 alabe
Singan-teny  2ala, 3be
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5ala ngeza nefa efa vaky. [Taifasy] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  6A great or thick forest.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7végétation xérophile dense sur les dunes fixées de sable roux.. [1.196]
Ohatra  8 alabe mangokoka no ao atsinanany. [1.353]
9 Vao afaka ny alabe dia niseho sahady ny volon-tanin' ny Betsileo. [2.499#35]
Voambolana  10 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Tsipelina hafa  11ala be
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  13 Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  14 Abela, 15 alabe, 16 Ebala

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02