|
|
|
|

Teny iditra1 akotifahana
Singan-teny  2akoty, 3fahana
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5lamba, izay kofehy avy amin' ny akoty no atao fahany, ary lasoa ny tenany.
6Tato aoriana anefa, dia nisy fiovana ny hevitry ny teny, ka natao hoe akotifahana koa ny lamba natao tamin' ny lasoa (landy vazaha) ranofotsiny, ary voaravaka, misy sary fatratra: ny sasany aza misoratra, misy lokiny isan-karazany.
7Lamba tena sarobidy, fara-fihaingoana, ny akotifahana, lafo hatramin' ny ariary zato -- vola be dia be tamin' izany andro izany.. [1.10]
8Lamba landy izay vita tenona mihitsy ny sorany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9coutil, tissus en soie du pays avec dessins. [1.3]
Voambolana  10 Toe-karena: zaitra
Tovy hevitra  11akoty

Fivaditsoratra  12 akotifahana, 13 fahatokiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11