|
|
|
|

Teny iditra1 akoran-javatra
Singan-teny  2akora, 3zavatra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Anarana omena ireo harena sy vokatry ny tany, toy ny metaly tsy voaempo, ny landihazo..., tsy mbola voahodina ho zavatra azo ampiasaina. [1.1]
6akora ahodina ho tonga zava-hita. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7matières premières. [1.13]
Voambolana  8 Toe-karena: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  9akoram-bokatra, akoran-draha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12