|
|
|
|

Teny iditra1 akopakopaka
Fototeny  2kopakopaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra  4 Hoy Antananarivo izahay mbola zaza hoy Alasora izahay mbola kely ny anaran'ity lambako ity lamba-malemy-tsy-akopakopaka. [2.131]
5 Zavona kely mihevaheva no toa voaly manify akopakopaky ny rivotra eny ambonin' ny lemaka. [2.499]
6 Ka hakopakopany hiala ny ratsy fanahy? [2.996]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  10 akapokapoka, 11 akopakopaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12