|
|
|
|

Teny iditra1 akatony
Fototeny  2katona
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana akatona [Fitanisana]
Ohatra  4 akatony ny varavarana fa misy rivotra [1.1]
5 Tandremo, fa rahefa tonga ny iraka, dia akatony ny varavarana, tereo amin' ny varavarana izy [2.996#]
Sary 

Fivaditsoratra  6 akatony, 7 akotany, 8 atakony, 9 atokany, 10 itokana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10