|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akatona |
| Fototeny | 2katona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Arindrina: Akatony ny varavarana fa misy rivotra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be closed, as a door.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6qu'on ferme, (comme une porte).
[1.8] |
| Ohatra |
7 Misy hidiny ny vatatsangana, fa ny varavarana, very fanalahidy, hono, ka dia akatona fotsiny.
[2.4#]
|
| Haiendriteny |
|
| Sary |
|
| Fivaditsoratra | 12 akantao, 13 akatona, 14 akotana, 15 antaoka, 16 atakona, 17 atokana, 18 atonàka, atonaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|