|
|
|
|

Teny iditra1 akalamanta
Singan-teny  2akalana, 3manta
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny anglisy  5a chopping-board; a chopping-block without feet for cutting up raw meat. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6planche à découper la viande, billot. [1.5]
Ohatra  7 raha rambon-danitra hipaoka hianao
izaho vatobe tsy azo hontsonina
ary raha kanontabe hianjera hianao
izaho akalamanta tsy torom-pamaky
[2.131]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12