|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 akalana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Karazam-panaky ny Ntaolo, iva, fohy tongotra, natao fitoerana raha kely ary fikapana hena raha lehibebe; avy amin' itỳ karazany faharoa itỳ no niavian' ilay fomba fiteny manao hoe: Misolo vaika ny akalana ka mikapa hena ambony fe.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a chopping block.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5escabeau, tabouret, coussinet.
[1.3#13, 1.5] 6escabeau qui sert de damier pour le fanorona, hâchoir, la bûche sur laquelle on fend le bois. [1.3#13] |
| Ohatra |
7 Indry izy nisaingisaingy miala ny akalana nitombenany ka nikiraviravy teo an-tongo-pandriana.
[2.470]
8 Nisy akalana iray koa natao hipetrahan' I Dada. [2.472] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 15 akalana |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
17Serait le nom d'une Rubiaceae herbacée d'après Dandouau..
[Tsimihety]
[1.196] |
| Voambolana | 18 Haizavamaniry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|