|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 ahoaho
Fototeny  2aho
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4fahadonendrina, haketrenana, hateren-tsaina, tsy mahita afa-tsy ny an-tena.
5-- Mandray ny tovona mi: miahoaho, ahoahoina, iahoahoana; mpiahoaho, fiahoaho, fiahoahoana.
6-- Mitatra ny hevitry ny teny, ka ny hoe miahoaho dia ilazana koa ny vory betsaka, miretsidretsika, mamoaka feo tokana toa manoa hoe: "aho, aho".
7-- Miahoaho ny vavam-bahoaka ny amin-dRa... -- miresaka azy avokoa ny olona.. [1.10]
Fanazavàna teny anglisy  8stupidity, dullness of apprehension.. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Teny iditra (2/2)14 ahoaho
Sokajin-teny  15 anarana
Fanazavàna teny malagasy  16kiakiaka. [Taisaka] [1.78]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :

Fivaditsoratra  18 ahoaho, 19 hoahoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19