|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 alana |
| Fototeny | 2ala |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Esorina, ongotana, ombotana: Nalana ny nifiny fa efa simba.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to have something taken from so as to be reduced in number or quantity; removed, taken off or out, as a lamba, a tooth, etc.
6This form is similar to the relative of miala.. [1.2] 7to be removed. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8qu'on enlève, qu'on arrache qu'on ôte.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13sifotra alan-doha |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 15 alana |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
17fasika.
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
18sand.
[Provincial]
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|