|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 afeno
Fototeny  2feno
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina mameno, ainenoana: Ny rano amin' itỳ jaogy itỳ afeno ny sinibe. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5used of that which fills.. [1.2]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10 afeno
Fototeny  11afina
Sokajin-teny  12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana afenina [Fitanisana]

Fivaditsoratra  13 afeno, 14 efona, 15 fenoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12