|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 afahirano |
| Fototeny | 2fahirano |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tapahin-drano, sakanana ny lalana rehetra tsy hahazoan' ny hanina hiditra ao an-tanàna.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be besieged.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6À priver d’eau, qu’on assiège.
[1.3] |
| Ohatra |
7 Angony ny entanao amin' ny tany, ry ilay afahirano!
[2.996]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 12 afahirano, 13 fahoriana, 14 fiahorana, 15 fihaorana, 16 fiharoana, 17 fihoarana, 18 firoahana, 19 ifoharana, 20 iharofana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|