|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 afa-dromoromo |
| Singan-teny | 2afaka, 3romoromo |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5tsy misy marokoroko intsony, madio malamalama.
6tsy misy zavatra manahirankirana. [1.1] |
| Tovy hevitra | 7afa-draorao |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|