|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 romoromo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ambiny mitaritarika, amin-javatra nodidiana na nohetezana ka tsy nifarana tsara: Farano daholo ireo romoromo amin' ity jiafotsy ity fa maharatsy bika azy.
4Fahasosotsosorana, tsy fifanarahana: Aleo sosoa ampian-tsetsetra, toy izay hena matavy ampian-dromoromo. [1.1]
Ohatra  5 Ny romoromo ity ho afaka ihany fa ny ampamoaka misarim-pamotorana no tsy ho tanty! [2.944#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)15 romoromo
Sokajin-teny  16 anarana
Fanazavàna teny malagasy  17tsiny, alahelo tsy levona ao am-po: Sindrane ravim-borondra arahin-tsetsetre tahake gisa be arahin-dromoromo (aleo ravim-bomanga arahin-tsetsetra toy izay henangisa arahin-tsiny). [Tanala] [1.78]
Kamban-teny rehetra  18afa-dromoromo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02