|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 afa-drofy |
| Singan-teny | 2afaka, 3rofy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5afaka aretina (teny firariana atao ny zaza mievina mba tsy hahavoan' ny aretina azy, toy ny hoe: velona, tsy tian-drofy).
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6Free from disease..
[1.2] |
| Tovy hevitra | 7tsy tian-drofy |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|