|
|
|
|

Teny iditra1 rofy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3faty, fahoriana. [Sihanaka] [1.78]
4Aretina, fahadisadisana: Ho tsy tian-drofy anie ity zaza ity.
5Zava-mampijaly, fahoriana: Ety an-tany be rofy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6illness, ill health. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7maladie, malaise. [1.54]
8maladie chronique, mauvaise santé. [1.8]
Ohatra  9 amin' ny rofy sy fahosana mahazo anao! [2.470#]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Voambolana  12 Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 firo, 16 fory, 17 rofy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02