|
|
|
|

Teny iditra1 afa-baràka
Singan-teny  2afaka, 3baka
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5afa-boninahitra. [Taisaka] [1.78]
6very voninahitra, afa-boninahitra, very haja: Afa-baraka ianareo mianakavy tamin' ny nafitsoky ny zanakao.
7Voafitaka: Afa-baraka aho nitonantonana tany; hay efa nifindra ianareo ka tsy nilaza akory.
8Simba: Afa-baraka ilay laoka vao novidina fa nihosim-bovoka eran' ny tokotany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9disgraced, dishonoured. [1.2]
10put to shame. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11déshonoré. [1.3, 1.8]
Ohatra  12 Nataony afa-baràka teo imason' olona ilay tsy nahaloa trosa [1.62]
Tsipelina hafa  13afa-boròka
Tovy hevitra  14afa-pofona
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02