|
|
|
|

Teny iditra1 aelezo
Fototeny  2ely
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana aely [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#123]
Ohatra  4 aelezo ny tsìnainy, hoy ny horaky ny miaramila. [2.895#]
5 ary ny ampahatelony dia aelezo ho amin'ny rivotra; [2.996]
6 Kapaho ny hazo, tapaho ny rantsany, ahintsano ny raviny, aelezo ny voany; [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12