|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aely |
| Fototeny | 2ely |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Aparitaka, ahahaka: Naelin' ny akoho ny fako.
5Aparitaka atao fantatry ny olona rehetra: Naelin-dRakoto sahady ilay vaovao momba ny fanadinana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be scattered, to be disseminated.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on disperse, qu'on dissémine, parsème, éparpille /m:txt>.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Borahina sy aely ny tsinainy sy ny taimboraka ka tononina izao teny izao
[2.508#]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 13 aely, 14 elay, 15 Elia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|