|
|
|
|

Teny iditra1 adim-pamantaranandro
Singan-teny  2ady, 3famantarana, 4andro
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6Ny iray ampahefatra amby roapolon' ny andro iray manontolo; fotoana vitan' ny sahazabem-pamantaranandro mihodina indray mandeha tanteraka: Efa adim-pamantaranandro roa izao no niandrasako anao teto.
7Mba hilazana ny ampahan' ny ora dia ny teny adiny ihany no ampiasaina: Antsasak' adiny, ampahefatr' adiny. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8Heure. [1.3]
Voambolana  9 Fotoana
Tovy hevitra  10adiny

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11