|
|
|
|

Teny iditra1 adibaolina
Singan-teny  2ady, 3baolina
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny frantsay  5match. [1.5]
Ohatra  6 Tena zavatra izay adibaolina hitanay teny an-drenivohitra izay. [2.332#98]
7 Mahafinaritra ahy lavitra ny vaovao momba ny fanatanjahan-tena sy ny ady baolina [2.332#61]
Voambolana  8 Fanatanjahan-tena
Tsipelina hafa  9ady baolina

Fivaditsoratra  10 adibaolina, 11 ady baolina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02