|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 z' inona |
| Singan-teny | 2izay, 3inona |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Teny enti-maneso sy manao tsinontsinona ny sasany: Z' inona ialahy no mba manontany? / -- Havana e, Razoky, ka valio ihany; / Biby; samy biby ka mifanajà! (Rakotovao Joh.).
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6for tsinona.
[Provincial]
[1.2] 7abbreviation of izay inona, a contemptuous way of saying: Who is so-and-so?. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[zinona]
8(pour izay inona) terme de mépris, d'ironie: Zinona ialahy? (Qui es-tu? Tu n'es rien du tout).
9comme tsinontsinona. [1.3] |
| Ohatra |
10 zinona ianareo Malagasy no mba hitady fahaleovantena!
[2.472#]
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 azon' ny, 13 z' inona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|