|
|
|
|

Teny iditra1 tsinontsinona
Fototeny  2tsinona
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Zavatra tsy misy; tsy fisian-javatra: Nanana izao tontolo izao tamin' ny tsinontsinona Andriamanitra.
5Zavatra tsy misy antony, tsy misy fotony: Ianao koa taitra amin' ny tsinontsinona.
6Tsy misy vidiny, tsy misy lanjany, tsy misy hasiny: Aza mandany andro amin' izay zavatra tsinontsinona ~ Olona tsinontsinona no fiheverako an' iny lehilahy iny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7of no importance, of little worth. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8rien du tout, sans importance. [1.8]
Ohatra  9 tsinontsinona ny tanànan' i Marovato. [2.472]
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 4 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11