|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zavamananaina |
| Singan-teny | 2zavatra, 3manana, 4aina |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6Ny zavatra rehetra misy aina ka mandeha na mihetsika, ary teraka, velona, dia maty, toy ny olombelona, ny biby....
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[zava-mananaina]
7a living thing, an animal.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[zava-mananaina]
8être vivant; animal.
[1.8] |
| Ohatra |
9 Miompy zavamananaina izay fomban'olom-belona;
[2.59#]
10 Ary tamin' ny andro nahaterahany dia fola-pe avokoa ny zavamananaina rehetra na inona na inona; [1.406#] 11 Saingy tsy mba avy amin'ny mikraoba, bakteria na zavamananaina hafa izay mamely ny vatana izany. [2.424#] |
| Tovy hevitra | 12zavamiaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|