|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 vinany
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Vava fidiran' ny renirano amin' ny ony, na ny ony amin' ny ranomasina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4the confluence of two rivers; the estuary of a river at a lake or at the sea. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5confluent de deux rivières; embouchure ou estuaire d'un fleuve. [1.8]
Voambolana  6 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  7Fikambanana 17 amin' io teny io

Teny iditra (2/4)8 vinany
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny malagasy  10Eritreritra na tsindrimandry amin' ny mbola ho avy, tombantombana eo ho eo: Vinany ara-keviny fotsiny ante no ilazako izany e!.
11Nofinofy sy hevi-dravina kitoatoa na anjoanjo: Ialahy ity koa dia manao vinany mihitsy!.
12Zavatra na teti-dratsy, hasomparana: Tandremo sao manao vinany aty aminay aty a!). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13a guess, a conjecture; a prediction. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14conjecture; prédiction. [1.3, 1.8]
15divination, prophétie.
16action d'estimer, de calculer peu à près. [1.3]
Ohatra  17 Tsy dia fantatro tsara akory izay nolazainy, fa araka ny vinaniko dia toa izany no nataony [2.471]
Haiendriteny 
18 Tsotra :
19 Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  31 Filôzôfia
Kamban-teny rehetra  32Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (3/4)33 vinany
Fototeny  34vina
Sokajin-teny  35 anarana vina sy mpisolo
Fanazavàna teny anglisy  36its probability. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  37sa probabilité. [3.1]

Teny iditra (4/4)38 Vinany
Singan-teny  39vinany
Sokajin-teny  40 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  41 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  42 Niniva, 43 vaniny, 44 Vinany, vinany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02