|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vinanina |
| Fototeny | 2vinany |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Lazaina na ambara mialoha: Novinaniny ny hahazo ny olombelona any amin' ny taonjato faha-XXV.
5Fantarina na dia tsy hita aza: Vinanio iza no namely anao. 6Fantarina kitoatoa: Vinanio iza no nahazo ny loka lehibe indrindra tamin' ny antsapaka. 7Alain antsaina, an' eritreritra: Tsy azonao vinanina ny fahoriana nahazo ahy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8to be guessed at; to be conjectured; to be predicted.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9qu'on conjecture, qu'on devine, qu'on prophétise: Tsy azon' ny olombelona vinanina ny ho avy, raha tsy ambaran' Andriamanitra (Les hommes ne peuvent pas prophétiser l'avenir, si Dieu ne le leur révèle).
[1.3] 10qu'on devine; qu'on prédit; qu'on estime à peu près. [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 15azo vinanina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|