|
|
|
|

Teny iditra1 ahavinaniana
Fototeny  2vinany
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Ohatra  4 mety ho teny fohy dia fohy fa mandronjona mafy, mety ho fanginana fotsiny fa mampieritreritra tampoka, mety ho teny toa tsy nahy nefa mandefona lalina, mety ho fihetsika fotsiny aza no ahavinaniana ny an-kibo tsy miloaka. [2.298]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29