|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tambajotra |
| Singan-teny | 2tambatra, 3zotra |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
[tamba-jotra]
5branchement.
[1.5] 6réseau. [3.1] |
| Ohatra |
7 ny fanovàna ny tahan' ny DA amin' ny telefaonina sy ny tambajotra amin' ny finday.
[1.384#]
8 Famatsian-kena eto an-dRenivohitra : tambajotra iray lehibe ny famonoana omby eo Ankadindratombo [4.43] 9 Porofo mivaingana ity sary izay nalain’ny olona tetsy Ambatonakanga ity ary nozaraina tamin’ny tambajotra sosialy. [4.14] |
| Tsipelina hafa | 10tambazotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|